Ianao ranomasina masira
Izaho loharano mikoriana
Finaritra ny diako mangiana
Maharehy anao mihira-hira

Ra manga hasina ny lanitra eo ambony,
Izaho tsy mahasaraka, ny vetsovetsonao,
Mamosavy ampitsikiana. Izaho variana.

Izay ny marina eo imason'ilay Nahary
Ilay Tànana lehibe namoron'ilay sary!
Ry rano izay mitarika ahy hatrany
Voasoratro tsenjery, ny lalana mankany.

Comments
* The email will not be published on the website.
I BUILT MY SITE FOR FREE USING